Teny iditra | 1 afatrafatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitomaniana miharo kiakiaka ary miaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka, tsipatsipaka. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Cris perçants avec pleurs, agitation et colère |
Fototeny | 5 afatra |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |