Teny iditra | 1 fiafatrafatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitomany miharo kiakiaka sy fihetsika miankapokapoka; fomban' ny olona miafatrafatra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Les cris, l'agitation |
Fototeny | 5 afatrafatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |