Teny iditra afatrafatra (afatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitomaniana miharo kiakiaka ary miaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka, tsipatsipaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cris perçants avec pleurs, agitation et colère [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19