Teny iditra | 1 afelika |
Fototeny | 2 felika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo ka nanatona tsy nanana ahiahy Ikoto |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be made to turn round upon some one or something. |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 asafelika |
Fivaditsoratra | 11 afelika, alafike, felakay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |