Teny iditra (1/5) | 1 felika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanodidinana, fandehanana avy any ivoho, fiolahana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] contour, détour, circuit |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 11 felika |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] the light companies of soldiers who are sent out to harass the enemy on the flanks or rear. Safelika also used. |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.19] [Tankarana]
troupes légères ; voltigeurs. |
Voambolana |
15 Miaramila |
Teny iditra (3/5) | 16 felika |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.78] [Taimoro]
fehezam-bolom-borona |
Tovy hevitra | 19 fela |
Teny iditra (4/5) | 20 felika |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Sihanaka]
kankana |
Voambolana |
23 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (5/5) | 24 felika |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.1] Anaran-kafa ilazana ny anana |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.196] Nom générique des herbes potagères, récoltées à l'état sauvage et consommées après cuisson comme légumes. Équivalent de anana (Merina) et de traka (Betsileo). [Sakalava]
28 [Tsimihety] |
Voambolana |
29 Haizavamaniry |
Mpanahaka | 30 anana, traka |
Anaram-javamaniry |
|
Fivaditsoratra | 32 felaky, felika, lafike |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |