Teny iditra | afenana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Taimoro] sandry [Rakotosaona 1975] | |
Lanton-tanana [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana anglisy | the arm from the elbow to the wrist. The upper part of the thigh. Among the Sakalava it is used as a synonym for atrehana (atrika.) (Prov.) [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | [Tankarana] avant-bras ; pliant du haut de la cuisse. [David 1952 (takila A)] | |
Voambolana | Haiaina | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny afenana io | |
Teny iditra | afenana | |
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | |
Famaritana malagasy | [Taimoro] tandrify, manatrika [Rakotosaona 1975] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |