Fizahan-teny

Ohabolana : afenana

Ohabolana Ilay nanoroka afenana, ka tsy nisy toa an-drahavana. [Rinara 1974 #1412]
Ilay nanoroka afenana, koa: "Tsy misy toa an-dRahavana" . [Cousins 1871 #1124, Houlder 1895]
Ilay nanoroka afenana: tsy misy ohatra an' i Malala. [Rajemisa 1985]
Toy ilay nanoroka afenana, ka tsy misy toa an-dRahavana. [Rinara 1974 #4242]
Dikanteny frantsay Celui qui embrasse en cachette, dit: "Il n' y en a pas comme la bien-aimée!". [Houlder 1895]

Fizahan-teny