|
|
|
|

Teny iditra1  afihitra
Fototeny  2  fihitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entina mamihitra na mamikitra: Ny tananao havanana afihitra amin' ny hazo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] avec quoi on saisit
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  afahitry, afihitra, fahitray, hafitray, hiafitra, hifarita, hirifata

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21