Teny iditra (1/3) | 1 fihitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitazonana sy famikirana amin-kiry |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a grasp, a catch, a grip, as is made by a person holding to something to prevent him from falling. In the provinces it means a royal guard. See fahana, fikitra, fihina. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 fihitra |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Karazan-dalitra fisaka, tokony ho 8 mm ny halavany, fohy ny tandrony, lehibe ny kibony, manaikitra mamaivay, indrindra ny omby sy ny soavaly |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] a large stinging fly. [Mal. pikat, a gad-fly.] |
Ohatra |
15 [2.996] Ejipta dia ombivavy kely tsara tarehy fatratra, fa misy fihitra tonga avy any avaratra. |
Voambolana |
16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (3/3) | 17 fihitra |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Ahitra mantra |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.196] (probablement de fihitra : action de se cramponner, de s'accrocher fortement à quelque chose) Herbe odorante. Elle entrait dans la composition des odihozona (remèdes contre les commotions nerveuses). [Merina]
|
Voambolana |
21 Haizavamaniry: ahitra |
Fivaditsoratra | 22 afihitr, fahitry, fihitra, hafitry, hifitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |