Teny iditra | afonanahary | |
Singan-teny | afo ; Nanahary | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Afonangatra na afondolo betsaka izay hita toa mirefarefa amin' ny tany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Feu follet [1.3] | |
Tovy hevitra | afonangatra ~ afondolo ~ afon' ny matoatoa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |