Teny iditra | 1 afondolo |
Singan-teny | 2 afo, lolo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2][afon-dolo] The Ignis fatuus |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] feu follet |
Tovy hevitra | 7 afonangatra, afonanahary, afon' ny matoatoa |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |