Teny iditra afondolo afonangatra
Singan-teny afondolo ; afonangatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana [1.10]
 Teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour [1.3]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16