Teny iditra (1/2) | 1 aforano |
Singan-teny | 2 afo, rano |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tenan-javatra fantatra koa amin' ny anarany vahiny nogasina hoe "faosifaoro", izay misy ao anatin' ny taolana ary mety mirehitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] The sulphuric acid formerly used in match bottles. Phosphoric acid. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#7] Acide phosphorique 7 [1.19] [Tankarana] acide sulfurique. |
Voambolana |
8 Simia |
Teny iditra (2/2) | 9 aforano |
Singan-teny | 10 afo, rano |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.196] (cette plante est brûlante ; vésicante, mais pousse dans les lieux très humides ; d'où le nom "feu de l'eau"). Ranunculus pinnatus Poiret (Ranunculaceae) Nom actuel Ranunculus multifidus Forssk. (Ranunculaceae) [Bezanozano]
|
Voambolana |
13 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 15 aforano, foranao, orofana, rafonao, ranoafo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |