Teny iditra | 1 ahahaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aparitaka: Aza ahahaka ny vary Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be scattered fig. to be vilified, to be reproached. 5 [1.7] to be scattered |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on répand, qu'on éparpille |
Ohatra |
7 [2.436#] Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka; |
Fototeny | 8 hahaka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |