|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  hahaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fielezana, fiparitahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a scattering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  éparpillement [1.8]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 
unkLabel:Xzoonyms: 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/4)14  hahaka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  rehoka [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (3/4)17  hahaka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19  a parasitic (or epiphitic ?) shrub with which the Betsimisaraka rub their guns to ensure good success in shooting birds, etc..) [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  20  plante parasite, fougère épiphyte. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  21  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  22  hakaka

Teny iditra (4/4)23  hahaka
Sokajin-teny  24  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  25  for haha [Provincial] [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31