Teny iditra | ahaingo (haingo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao haingo, entina hanaingoana: Voninkazo sy zava-maitso no nahaingo ny trano nampidirana ny mpanambady [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that employed as a decoration. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahaingo, angahoy, hangoay, igohana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |