|
|
|
|

Teny iditra 1  haingo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra apetaka amin' ny akanjo na entina eny amin' ny tena mba hahatonga ny tena ho tsara jerena: Mahafinaritra ny haingon' akanjonao
4 Izay rehetra entina handravahana zavatra, ary na dia hatramin' ny ara-tsaina sy ara-panahy aza: Ho haingon' ny tokantranoko no hividianako io fanaka io / Be haingo loatra ny lahateniny [1.1]
5 zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 an ornament [1.2, 1.7]
7 a decoration, an embellishment. See ravaka [1.2]
8 trimmings [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 ornement [1.3, 1.8]
10 parure [1.3, 1.8, 1.13]
11 décoration [1.3, 1.13]
12 embellissement [1.3]
Ohatra  13  Noro kosa nanatona an-dreniny, dia velona ny resaky ny haingo. [2.5#70]
14  hahazo izay tiany momba ireo haingo isan-karazany, ary Ingahibe no hampihanta azy amin' izany. [2.470#103]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  32  ravaka
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny how haingo
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  35 angiho, 36 Gihona, 37 gohina, haingo, 38 ongahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07