Teny iditra ahandrona (handrona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (rano) Tsy avoaka fa avela hitoby amin' ny toerana iray: Aza ahandrona eto ny rano fa mahabe moka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be left to stagnate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on rend stagnant, qu'on laisse à stagner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahandrona, ahandroko, ahandronao, ahandrony, ahandrontsika, ahandronay, ahandronareo, ahandron', ahandron-, ahandrom-, ahandro-
Ny lasa : nahandrona, nahandroko, nahandronao, nahandrony, nahandrontsika, nahandronay, nahandronareo, nahandron', nahandron-, nahandrom-, nahandro-
Ny hoavy : hahandrona, hahandroko, hahandronao, hahandrony, hahandrontsika, hahandronay, hahandronareo, hahandron', hahandron-, hahandrom-, hahandro-
Filaza mandidy : ahandrony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19