|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aharo
Fototeny  2  haro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  afangaro, ampifangaroina [Taisaka] [1.78]
5  Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be mixed. Used in speaking of that which is added. [1.2]
Ohatra  7  Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy. [1.431#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  aharo
Fototeny  13  hatra
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahatra
Ohatra  15  aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra; [2.48]
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  17  aharo, araho, haora, haroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16