Teny iditra | ahatra (hatra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | atao mipaka amin' ny..., atao mianjera, miantefa amin' ny...: Tsy azonao ahatra aminy izany lalàna izany satria olona marary saina izy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to be made to reach to. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to be brought up to, to be applied [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | qu'on fait atteindre jusqu'à, qu'on adresse à, qu'on applique à, qu'on fait retomber sur [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
qu'on applique [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |