Teny iditra | aharona (harona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mangarona, manatsoboka tanana ao anaty zavatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avec quoi on fouille [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aharona, anaraho, ano raha, arahano, arahona, haroana, roahana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/18 |