|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  harona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  the act ot putting the hand into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose [1.3#322]
11  action de fouiller de la main [1.8]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :

Teny iditra (2/2)14  harona
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  a medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. [1.2]
18  a round basket without handles [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19  corbeille ronde sans anse [1.3#222, 1.8]
20  nom générique des corbeilles [1.3#222]
21  corbeille [1.8]
Ohatra  22  Ento mody ny angady sy ny harona [2.528#]
23  Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587#]
24  ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#]
Haiendriteny 
25  Tsotra :
26  Tovonana :
Kamban-teny 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny harona io
Lahatsoratra  33  Randzavola: harona ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  34  harano, harona, rahano, rahona, rohana

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/18