| Teny iditra | 1 ahatsinjovana |
| Fototeny | 2 tsinjo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Ohatra |
4 Endrika tokana ahatsinjovana ny miafina!
[2.5#39]
5 tazan-davitra fotsiny no nahatsinjovako ireo tanàna rehetra nolalovana [2.471#36] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|