Teny iditra | 1 ahavitana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Ohatra |
4 [2.69#] Tsy ahavitana ny tokony hatao. 5 [2.895#] Mahajamba, mahalemy ary tsy ahavitana ny adidy intsony. 6 [2.649#] ka na marevaka andro ahavitana aza, dia hazeran' ny orana sy ny rivotra indray alina monja. |
Fototeny | 7 vita |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 ahavitana, hatavanay, hatiavana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |