Teny iditra | 1 ahehy |
Fototeny | 2 hehy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina mihehy, mikaoka ny tany amin' ny hohontongotra: Ny tongony no ahehin' ny akoho ny tany |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ahehy, hieha, iheha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |