Teny iditra hehy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsiky mampiseho nify noho ny hafaliana, arahim-peo mafy tapatapaka, na mikarantsana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A laugh, laughter [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le rire [1.8]
 Rire [1.5]
Ohatra Toran' ny hehy izy dia lasa nivoaka. [2.4]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra hehy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihohazana ny tany hiparitaka, na fanelezana voan-javatra efa voangona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The scratching of the ground by poultry, etc. see hohy. [mal. Kakas.] [1.2]
 The act of scratching the ground [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de gratter la terre [1.8]
 Action de gratter la terre avec les patt [...] [tohiny 1.5]
Sampanteny 
 

Teny iditra hehy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fihetsiketsiky ny hazo tsofin-drivotra [1.78]

Teny iditra Hehy
Sokajin-teny anarana (gazety)
Mpanoratra 
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20