Teny iditra | ahenjana (henjana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mihenjana, mihinjitra: Ahenjano ny sandrinao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à raidir [1.3] | ||||||||
Ohatra | ... azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka.
[2.296] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |