Teny iditra | 1 henjana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany Mahavizana: Henjana ity lalana ity |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] stiff; stretched tight; strict |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8, 1.13] raide 6 [1.3, 1.8] tendu 7 [1.3] fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux) fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) 8 [1.8] rigoureux 9 [1.13] rigide |
Ohatra |
10 [1.3] henjana ny tady (La corde est raide) 11 [2.117] Toa sady mamanala izy izany no henjana be. 12 [2.508] Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. 13 [2.48] fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny henjana io |
Fivaditsoratra | 27 ahenjan, hanejan, henjana, nahenja |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |