Teny iditra | 1 ahiahiana > ahihina |
Fototeny | 2 ahiahy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 en qui on ne peut avoir confiance (pour ahiaHIana ) [Tanala]
[1.6] |
Ohatra |
5 ary ny vavanareo ihany no milaza fa misy fahavalo ahihina. [2.587#] 6 Tahaka ny manonofy tsy matory isika, raha ireo no ahihina hoe hisaraka. [2.346#33] |
Tsipelina hafa | 7 ahiahiana |
Fivaditsoratra | 8 ahihina, haihina |