|
|
|
|

Teny iditra1  ahibahoaka
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  ahitra, vahoaka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] The name of a species of grass.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases
7  [1.196] (de ahitra et vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité.
Ohatra  8  [2.131] Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra

Fivaditsoratra  10  ahibahoaka, hahabaikoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02