|
|
|
|

Teny iditra ahitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diovy tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Grass, weeds, herbs in general, litter, sweepings [1.2]
 Short grass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nom générique des herbes [1.3]
 Herbes; gazon [1.8]
  [Merina] Nom générique des plantes herbacées, à feuilles allongées, comme les Graminées. Elles peuvent être fourragères mais ne sont pas consommées comme légume.
Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae). [1.196]
Anarana ara-tsiansa Floscopa glomerata
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  akata ~ bozaka ~ vilona
Lahatsoratra 

Teny iditra ahitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Fig. The common people. [1.2]
Lahatsoratra 

Teny iditra ahitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hoditra ifonosan' ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tavony na zandrin-jaza. (Araka ny fomba malagasy, ny ahitra dia mazàna alevina rehefa teraka ny zaza, ka tsy mahazo miherikerika izay mandevina azy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le placenta [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16