Teny iditra | 1 ahibitsika |
Singan-teny | 2 ahitra, vitsika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] karazan' ahitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] an herb. Oldenlandia lancifolia, Schweinf. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#9] Herbe 7 [1.196] (de ahitra = herbe, et vitsika = fourmi). Oldenlandia corymbosa L., Oldenlandia lancifolia (Schumach.) DC. et Oldenlandia heynii G. Don (Rubiaceae). Petites plantes réputées médicinales. Voir Rakoto Ratsimamanga, Boiteau et Mouton : Éléments de Pharmacopée Malagasy, notice 13, (1969). [Merina] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 11 ahibitsika, habitsikay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |