Teny iditra ahidambo (ahitra, lambo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] anaram-bozaka manindrona amin' ny voniny rehefa antitra, sady manara-damba [Rakotosaona 1975 takila 2]
 ahitra misy tsilotsilony [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy A grass with very sharp-pointed leaves. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay herbe à piquants [Abinal 1888]
  [Tankarana] nom d'une espèce d'herbe. [David: Dialectes (takila A)]
  [Sakalava, Tsimihety] (de ahitra = herbe, et lambo = potamochère). Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. (Poaceae). Voir ahedambo. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Heteropogon contortus

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31