Teny iditra ahidrano (ahitra, rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] anaran-javamaniry eny an-tanimbary fihinam-biby sy vorona [Rakotosaona 1975]
 ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy The name of a grass much used as forage. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay herbe qui pousse après la coupe du riz [Abinal 1888]
 (de ahitra = herbe et rano = eau). Herbes poussant dans les rizières et coupées comme fourrage vert après la récolte du riz. Surtout : Echinochloa stagnina (Retz.) P. Beauv., Echinochloa pyramidalis (Lam.) Hitchc. & Chase et Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Echinochloa crus-galli, Echinochloa pyramidalis, Echinochloa stagnina

Teny iditra ahidrano (ahitra, rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra [SLP 1986]
 karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay algue [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  alga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31