Teny iditra | 1 ahidresy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry fanao ody kohaka (Lobelia laubii) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (de ahitra = herbe, et resy = racine de mandresy = vaincre, l'emporter sur) Lobelia hartlaubii Buchenau (Campanulaceae). Antitussif réputé, administré dans l'asthme et de la coqueluche. [Betsileo]
|
Voambolana |
5 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Singan-teny | 6 ahitra, resy |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |