Teny iditra | 1 ahikongona |
Singan-teny | 2 ahitra, kongona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] karazan' ahitra misy fofony ohatra ny fofon-kongona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A grass. Sporobolus sp. Same as merakapaha. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#9] Herbe qui sent la punaise. Espèce de Sporobolus 7 [1.196] (les herbes ainsi dénommées sont censées favoriser la pullulation des kongona ). Ce sont : Leersia hexandra Sw., Rhynchelytrum repens (Willd.) C.E. Hubb. et Sporobolus pyramidalis P. Beauv. (Poaceae). [Merina] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: ahitra |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 11 ahikongona, hanganoiko, hiangonako, hionganako, nahaingoko, nangahoiko, niongahako |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |