|
|
|
|

Teny iditra1  ahilangilana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qu'on balance, qu'on fait osciller
Ohatra  5  [2.996] mba tsy ho zaza intsony isika, ka ahilangilana sy ampitambolimbolenin'ny rivotry ny fampianarana samy hafa rehetra amin'ny saim-petsy ataon'ny olona sy ny fihendreny hahatanteraka ny hevitry ny famitahana;
Fototeny  6  hilangilana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  hilangilanina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11