|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahimoka
Singan-teny  2  ahitra, moka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ahitra maniry eny anaty rano, fanaon' ny olona kofehy na tady
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A species of grass frequented by mosquitoes
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] plante aquatique dont on fait des liens
7  [1.196] (de moka = moustique ; les eaux au bord desquels pousse cette herbe sont censées être particulièrement favorables à la pullulation des moustiques). Eragrostis poaeoides P. Beauv. Homonyme tardif = Eragrostis minor Host (Poaceae). [Merina]
Voambolana  8  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)10  ahimoka
Fototeny  11  himoka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] akombona (enti-milaza ny vava izay akombona, hidiana tsy hamoaka feo)
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18  ahimoka, hamioka, ikaoham, komahay, mihaoka, mihoaka, mikaoha, miohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02