Teny iditra | ahinjitra (hinjitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mihinjitra mihenjana: Ahinjiro ny sandrinao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be extended stiffly [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à raidir [1.3] | ||||||||
Qu'on étend, comme la main [1.8] | |||||||||
Ohatra | ary sandry ahinjitra sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo.
[2.996] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |