|
|
|
|

Teny iditra1  ahiratra
Fototeny  2  hiratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sokafana (maso)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be opened wide (of the eyes)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] à écarquiller
7  [1.8] être grands ouverts, qu'on écarquille (se dit des yeux)
Ohatra  8  ahirato ny masonao. [1.1]
9  ahiratra tsara ny maso. [2.499]
10  Ary raha tsy mbola mipaka ao akekiny ka ahiratra ny masony: [2.48]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny ahiratra io

Fivaditsoratra  16  aharatry, ahiratra, haraitra, hariatra, hirarata, hitarara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21