Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : ahiratra | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mason-tsokina : izay any ny tena kely ahiratra. [Cousins 1871 #1652]
Mason-tsokina : izay an' ny tena kely ahiratra. [Veyrières 1913 #2208] Mason-tsokina, ka izay an' ny tena kely ahiratra. [Houlder 1895 #1367] Mason-tsokina ka ny an' ny tena kely no ahiratra. [Rinara 1974 #2160] Mason-tsokina ka ny kely ananana no ahiratra. [Rajemisa 1985 #35] Mason-tsokina, masom--boalavo, izay kely ananana ahiratra. [Veyrières 1913 #844] Mason-tsora, mason-tsokina : ny kely ananana ahiratra. [Samson 1965 #M89] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy misahirana mitady zavatra tsy takatra, fa ny kely ananana no ampiasaina. [Rajemisa 1985 #35] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Yeux de hérissons, yeux de rats, quoique petits on les fait voir. [Veyrières 1913 #844]
Les yeux du hérisson: ce qu' il a à sa petite personne, il l' ouvre bien. [Houlder 1895] Oeil de hérisson : l' oeil qu' on a, si petit soit-il, on l' ouvre et on l' écarquille. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chacun jouit de son bien, si petit soit-il : l'oeil du hérisson est petit ; ce proverbe se disait aussi de la destinée : que chacun s'estime content de son sort. [Veyrières 1913]
S' applique à celui qui sait bien se servir du peu qu' il possède. [Houlder 1895] Se contenter du peu qu' on a. [Veyrières 1913 #844] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |