Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
ahivoka
Fototeny
2
hi
voka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina mameno
5
Afatratra, asesika:
Nahivoka tao anaty fiara kety izy valo lahy
[
1.1
]
Haiendriteny
6
Ny ankehitriny :
ahivoka
, ahivoko, ahivokao, ahivony, ahivotsika, ahivokay, ahivokareo, ahivok', ahivo-
7
Ny lasa :
nahivoka, nahivoko, nahivokao, nahivony, nahivotsika, nahivokay, nahivokareo, nahivok', nahivo-
8
Ny hoavy :
hahivoka, hahivoko, hahivokao, hahivony, hahivotsika, hahivokay, hahivokareo, hahivok', hahivo-
9
Filaza mandidy :
ahivohy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12