Teny iditra hivoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno hika, feno hiboka: Fiara feno hivoka mpandeha [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra hivoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Ahitra lava be [1.78]
 Tany tsy vaky lay; lobolobo amin' ny tany lava volo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Savane [1.13]
  [Tankarana] Hautes herbes (collines). [1.19]
  [Betsileo] « Herbe longue et épaisse » « Dictionnaire du R.P. Dubois). Par extension, terres vierges, non défrichées : anaty hivoka. Équivalent de tany lava volo (merina). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25