|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahoaho
Fototeny  2  aho
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena. -- Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana. -- Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho". -- Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] stupidity, dullness of apprehension.
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :

Teny iditra (2/2)9  ahoaho
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Taisaka] kiakiaka
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  13  ahoaho, hoahoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21