|
|
|
|

Teny iditra1  ahoako
Sokajin-teny  2  tambinteny ahoana sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] an expression of dislike: What should I do with it? What is the good of it.
Ohatra  4  [2.643] ahoako inona akory izay sikajinao!
5  [2.150] Ehe, le somonjara, hoy i, nareo, fe i tsy ahoako.
6  [2.4] ahoako inona anefa izany, hoy aho, izaho tsy manana entana ity?

Fivaditsoratra  7  ahaoko, ahoako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21