|
|
|
|

Teny iditra1  ahoako
Sokajin-teny  2  tambinteny ahoana sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] an expression of dislike: What should I do with it? What is the good of it.
Ohatra  4  ahoako inona akory izay sikajinao! [2.643]
5  Ehe, le somonjara, hoy i, nareo, fe i tsy ahoako. [2.150]
6  ahoako inona anefa izany, hoy aho, izaho tsy manana entana ity? [2.4]

Fivaditsoratra  7  ahaoko, ahoako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21