Teny iditra | 1 ahoana |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny enti-mamaly raha misy miantso: Koto a! Ahoana, ry dada? 4 Enti-manontany teny nolazain' olona: Ahoana no navaliny anao? Ahoana, hoy izy, taminao? 5 Enti-manontany fomba fanaovan-javatra: Ahoana no fiarahabanareo atỳ? 6 Enti-mamototra anton-javatra: Ahoana no aniratsiranao olon-dehibe ohatra andrainao? 7 Enti-manontany ny fomba hoentin-mitondra olona, raharaha na zavatra: Hatao ahoana izao itỳ zaza marary itỳ? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 how? What? Used in answering a call. Why? What is the cause of it? It is also an exclamation, as ahoana ary! Well then! It admits of the suffix pronouns and tenses: Ny faty aza ahoako (I care not for, or I trouble not myself about death; death has no fear for me!) ~ Ahoanao izany? (What is that to you?) [1.2] 9 why? how? [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 Ce dont on fait cas: Ahoana izany e ! (Ne faites pas cas de cela) ~ Tsy nahoany akory izay nolazaiko taminy (Il n’a fait aucun cas de ce que je lui ai dit) ~ Tsy hahoako akory izany (Je n’en ferai aucun cas, cela ne me fera rien) [1.3#9] 11 pourquoi? comment? [1.8] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 18 ahaona, ahoana, anahao |
Nohavaozina tamin' ny 2024/07/30 |