Teny iditra | 1 ahohoka |
Fototeny | 2 hohoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Afotitra ka ny vavany no atao ambany: Ahohofy ny siny rehefa tsy misy rano Enti-milaza olona semporina amin' ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Taloha nahohoka ny zaza teraka alakaosy Alentika ao anatin' ny fahoriana: Nahohony tamin' ny fisotroan-toaka ny fianakaviany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be laid with the face or opening down |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] à mettre l'ouverture en bas à plonger dans la misère, enfant qu'on étouffe (en le tenant le visage dans l'eau) 7 [1.8] qu'on renverse, qu'on tourne avec l'ouverture en bas; qu'on met avec la bouche en bas |
Ohatra |
8 hahohokao angaha ny fianakavianao no tsy mamboly vary hianao? (vous voulez donc plonger votre famille dans la misère en ne plantant pas de riz?) [1.3] 9 Tsy misy manao soa hoatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. [2.558] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ahohoka io |
Fivaditsoratra | 14 ahohoka, hahaoko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |