|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aidina
Fototeny  2  idina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao, alefa midina, entina ho amin' ny toerana iva na ambany kokoa: Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana
Arotsaka (rano na voan-javatra): Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano ~ Naidina tao an-davabary ny vary rehetra
Arendrika dia alatsaka ao anaty lasitra: Naidina fotsiny angamba itỳ antsy itỳ fa tsy mba notefena
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] used of that which is poured out, as water, etc.; or of that which is taken down, as a thing taken down stairs, or a boy put lower down in a class, etc.
6  [1.7] to be poured out
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.8] Qu’on verse, qu’on coule dans un moule
8  [1.3] Qu’on fait descendre, qu’on fond
Ohatra  9  aidina avy eo ambony ny rano, dia samy manasa ny tanany [2.245]
10  naidina tao an-dava-bary ny vary rehetra (Tout le riz a été versé dans le trou) [1.3]
11  naidina sa notefena io hety io? (Est-ce que ces ciseaux ont été fondus ou forgés?) [1.3]
12  Omby betsaka no naidina tany Toamasina (On a fait descendre beaucoup de bœufs à Tamatave) [1.3]
13  aidina amin' ny tapaky ny milina ny akotry ary avoakany fotsimbary tena madio any amin' ny tapany anankiray. [2.332]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  18  voampidina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)20  aidina
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny anglisy  22  [1.2] [Root idina?] The Sakalava name for grease or fat.

Fivaditsoratra  23  adiany, adinay, aidina, anidia, dianay, iadian, niadia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21