Teny iditra aim-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe aina
Haiendriteny 
aina
aiko
ainao
ainy
aintsika
ainay
ainareo
ain'
ain-
aim-
ai-
Ohatra 
1Ny aim badinao aza efa nafoinao tao koa. [Rapatsalahy: Kintana]
2Ny fitepon' ny aim-bahoaka no mahalahelo ahy. [Rahajarizafy: Filozofia]
3Iankinan'ny aim-pirenena ny Fanagasiana ny Fampianarana, ary ny aim-pirenena tsy azo anaovana an-kambo. [Andriamalala: Fanagasiana]

Teny iditra aim
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to aim: mikendry, mikasa [Hallanger 1969]

Teny iditra aim
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  fikendrena, izay kendrena [Hallanger 1969]

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30